|
Noho ny fihavanana dia amin'alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny namana Raolona,( tarika MAHALEO, Raosolosolofo Razafindranoa ) rehefa avy nahefa be, nizara zava-tsoa aman-tantely nandritry ny fiainany teto an-tany fandalovana, dia lasa namela mamy hiampita hamonjy ny Razany ny Zoma alin'ny 3 septambra teo.
Tonga soa eto amin'ny tranonkalan' ny Laterit productions: orinasa mpamorona sy mpizara horonan-tsary niforona tamin'ny 1988.
Vaovao : eto ny magazay
ho hitanao ato:
- ny vaovao samihafa momba ireo sarimihetsika - ny diarin'ireo fampisehoana ho avy - ny katalaogy miaraka amin'ireo fisy avy - ny feon-gazety - ny momba anay ?
dia tsidiho koa ny botika izay hahitanao ny DVDs sy CDs novokarinay, sy ireo kanto maminay ary mba tianay harovana.
Fanamarihana ny 28 aprily 2006 : Eo am-panamboarana ny tranonkala izahay.
Ity tranonkala ity dia mila "plug-in Flash player" raha tsy hitanao ireo sary eo ambony, tsindrio eto. Ity tranonkala vaovao ity, izay tratranao eto nanomboka ny aprily 2006 dia novolavolain' i Ranaivoarivao Jean Luc, mpianatra solosaina malagasy ao Reims.
|
|
vaovao
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
newsletter
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
misorata anarana raha te handray ny gazetinay amin'ny mailaka:
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
ilaina
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Handika ny katalaoginay . Tsindrio eto
jereo >>
Imprimeo ny Bon de Commande, alefaso miaraka amin ny ravin-tseky (cheque) amin’ny paositra.
jereo >>
Raha te hanoratra na hiantso, na te handalo.
Ny toerana misy anay ?
jereo >>
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|